Wed Oct 23 2019 11:45:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 11:46:00 -04:00
parent 671aed8fc5
commit 9f72f259c7
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Nagniraka mpanompo hafa handeha amin'iary zareo io ndreka izy. De nivangoin'iary zareo tamin'ny lohany sady nalainy baraka. \v 5 De mbola nandefa hafa my izy, ka de nivonin'iary zareo raika io. Nataon'iary zareo karan'izany koa ny sasany io, nivangoiny sasany sady nisy nivoniny.
\v 4 Nagniraka mpanompo hafa handeha amin'iary zareo io ndreka izy. De nivangoin'iary zareo tamin'ny lohany sady nalainy baraka. \v 5 De mbola nandefa hafa my izy, ka de nivonin'iary zareo raika io. Nataon'iary zareo karan'izany koa ny sasagny io, nivangoiny sanagny sady nisy nivoniny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Tsy nivakinareo izany Soratra Masina izany a? " Ny vato nilavin'ny mpanangana tragno igny mihitsy, no nagnamboarana fehizoro. Avy amin'ny Tompo izany, sady de mahagaga teo imasontsena."' Miaragna ny hisamborana an'iJesôsy iary zareo, kanefa de matahotra fokonolona, satria fantan'iary zaeo fa hagnoherana an'iary zareo izany fagnoharana izany
\v 10 \v 11 \v 12 Tsy nivakinareo izany Soratra Masina izany a? " Ny vato nilavin'ny mpanangana tragno igny mihitsy, no nagnamboarana fehizoro. Avy amin'ny Tompo izany, sady de mahagaga teo imasontsena."' Miaragna ny hisamborana an'iJesôsy iary zareo, kanefa de matahotra fokonolona, satria fantan'iary zaeo fa hagnoherana an'iary zareo ny fagnoharana izany. Ka de navelan'iary zareo izy de nenga iary zareo. De nandeha nagniraka an'i Fariseo mbàn'ny Herodiana sanagny