Wed Oct 23 2019 11:55:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 11:56:00 -04:00
parent 3f84345c94
commit 9a12a6c07c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 De nandeha nagniraka an'i Fariseo mbàn'ny Herodiana sanagny iary zareo. Ka ndreka tonga ary zareo, de nizaka iary zareo tamin'azy hoe: "A mpampianatra, fantanay, fa tsy mandraharaha hevitran'olona Anao, satria tsy miangatra amin'olona. Mpampianatra marina ny lalan'Andriamanitra Anao. Ara- dalàna ma izany sa tsy ara-dalàna ny mandoa hetra amin'i Kaisara? Tokon handoha hetra ma iany ahay sa tsy tokony?" Efa fantan'i Jesoôsy fa fiantsaram-belatsihin'iary zareo zany ka nizakainy iary zareo hoe: "Nagnino anareo mitsapatsapa Anaha? hitondray denaria raika Aho ijeravako an'izany." D
\v 13 De nagniraka an'i Fariseo mbàn'ny Herodiana sanagny iary zareo. \v 14 Ka ndreka tonga ary zareo, de nizaka iary zareo tamin'azy hoe: "A mpampianatra, fantanay, fa tsy mandraharaha hevitran'olona Anao, satria tsy miangatra amin'olona. Mpampianatra marina ny lalan'Andriamanitra Anao. Ara- dalàna ma izany sa tsy ara-dalàna ny mandoa hetra amin'i Kaisara? Tokon handoha hetra ma iany ahay sa tsy tokony?" \v 15 Efa fantan'i Jesoôsy fa fiantsaram-belatsihin'iary zareo zany ka nizakainy iary zareo hoe: "Nagnino anareo mitsapatsapa Anaha? hitondray denaria raika Aho ijeravako an'izany."

1
12/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 \v 17 De nitondran'iary zareo vola Jesôsy. De nizaka iary zareo tamin'iary zareo hoe: "