diff --git a/15/39.txt b/15/39.txt index f59cf20..42fe8a8 100644 --- a/15/39.txt +++ b/15/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Ndreka hitan'ny kapiteny nitsangana sady nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamin'izany fomba izany Izy, de nizaka Izy hoe: "Zanak'Andriamanitra marina tegnany io Lilahy io. \v 40 De nisy viavy koa nitsinjo tegny. Agnisan'izany Maria Magdalena, Maria( renin'i Jakoba zandriny Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tany Galilia de de nagnaraka an'Azy nanompo an'Azy iary zareo. Viavy maro hafa koa niaraka niakatra tamin'Azy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file +\v 39 Ndreka hitan'ny kapiteny nitsangana sady nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamin'izany fomba izany Izy, de nizaka Izy hoe: "Zanak'Andriamanitra marina tegnany io Lilahy io. \v 40 De nisy viavy koa nitsinjo tegny. Agnisan'izany Maria Magdalena, Maria( renin'i Jakoba zandriny Josesy), de Salome. \v 41 Tamin'Izy tany Galilia de de nagnaraka an'Azy nanompo an'Azy iary zareo. Viavy maro hafa koa niaraka niakatra tamin'Azy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file diff --git a/15/45.txt b/15/45.txt index 02654b7..5d317a1 100644 --- a/15/45.txt +++ b/15/45.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka naatoky ny raha nizakain'ny kapiteny fa maty Jesôsy, de nomeny an'i Josefa ny fatiny. de Josefa nividy tapatsihy madinika igny, sady napetragny tam-pasagna nangdiny tamin'ny vatolampy. Aveo de nitohagnany vato ny varangarang \ No newline at end of file +\v 45 \v 46 Ndreka naatoky ny raha nizakain'ny kapiteny fa maty Jesôsy, de nomeny an'i Josefa ny fatiny. de Josefa nividy tapatsihy madinika igny, sady napetragny tam-pasagna nangdiny tamin'ny vatolampy. Aveo de nitohagnany vato ny varangaram-pasagna. \v 47 De hitan'i Maria Magdalena sy Maria endrin'i Jesôsy ny pilasy nandevegnana an'Azy. \ No newline at end of file