diff --git a/11/20.txt b/11/20.txt index 5c47b66..a4a032b 100644 --- a/11/20.txt +++ b/11/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Ka ndreka nandeha iary zareo tamandraigna de nahita ny fototr'aviavy igny nalazo hatramin'ny fakany. de nahatadidy Petera ka nizaka hoe: Raby ô! jerevo fa nalazo ny aviavy nozognonao io. \ No newline at end of file +\v 20 Ka ndreka nandeha iary zareo tamandraigna de nahita ny fototr'aviavy igny nalazo hatramin'ny fakany. \v 21 De nahatadidy Petera ka nizaka hoe: Raby ô! jerevo fa nalazo ny aviavy nozognonao io. \ No newline at end of file diff --git a/11/22.txt b/11/22.txt index 927b9e7..94706fd 100644 --- a/11/22.txt +++ b/11/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe:"Managna finoana an'Andriamanitra. Zakaiko marina tegnany fa n'iza n'iza mizaka amin'ny tendrombohitra io hoe: Mianjerà andranomasina; ka raha tsisy fisalasalana agnatin'ny fony iary zareo ka mino fa hitranga amin'iary zareo ny raha nizakainy, de karan'izany mi ataon'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 22 De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe:"Managna finoana an'Andriamanitra. \v 23 Zakaiko marina tegnany fa n'iza n'iza mizaka amin'ny tendrombohitra io hoe: Milavoa andranomasina; ka raha tsisy fisalasalana agnatin'ny fony iary zareo ka mino fa hitranga amin'iary zareo ny raha nizakainy, de karan'izany mi ataon'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 911303d..f4f882f 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -58,6 +58,8 @@ "11-07", "11-11", "11-13", - "11-15" + "11-15", + "11-17", + "11-20" ] } \ No newline at end of file