diff --git a/14/35.txt b/14/35.txt index 54dc0a5..ed74777 100644 --- a/14/35.txt +++ b/14/35.txt @@ -1 +1 @@ -Nagnalavitra bitabitaka Jesôsy, niankohoka tamin'ny tany, de nivavaka Izy na mba azo atao de alaina amin'Azy zany fizalena zany. Nizaka Izy hoe: "Aba, Ray ô! ny raha marobe hainao atao. Alay aminaha ity kapoaka ity. Nefa aoka tsy ny sitrapoko no atao, fa ny Anao." \ No newline at end of file +\v 35 Nagnalavitra bitabitaka Jesôsy, niankohoka tamin'ny tany, de nivavaka Izy na mba azo atao de alaina amin'Azy zany fizalena zany.\v 36 Nizaka Izy hoe: "Aba, Ray ô! ny raha marobe hainao atao. Alay aminaha ity kapoaka ity. Nefa aoka tsy ny sitrapoko no atao, fa ny Anao." \ No newline at end of file