Tue Oct 22 2019 13:02:22 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 13:02:23 -04:00
parent 2f3dd5d447
commit 7ad4beef76
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndreaka nijotso avy amin'ny tendrom-bohitra iary zareo, de nafatrafarany mafy mba tsy hizaka ndre amin'iza ndre amin'iza ny raha hitan'iary zareo, na tsy efa mitsangana amin'ny maty ny zanak'olona. De nitanan'iary zareo raika my zaka igny, nefa de nifagnotany my iary zareo amin'ny mahatonga an'izany
\v 9 Ndreaka nijotso avy amin'ny tendrom-bohitra iary zareo, de nafatrafarany mafy mba tsy hizaka ndre amin'iza ndre amin'iza ny raha hitan'iary zareo, na tsy efa mitsangana amin'ny maty ny zanak'olona. \v 10 De nitanan'iary zareo raika my zaka igny, nefa de nifagnotany my iary zareo amin'ny anton'izany "fitsanganana amin'ny maty" izany.