diff --git a/05/03.txt b/05/03.txt index 6c95e7d..a67c11f 100644 --- a/05/03.txt +++ b/05/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Nitometra tampasagna tagny ralilahy igny, Tsy misy nahatàna an'azy mihitsy, ndre tamin'ny rojo vy. voafatotra matetika tamina gadra vy miaraka amina rojo vy izy. Nitapatapainy de potika mihitsy rojo vy miaraka amn'ny gadra vy igny. Tsy nisy nanagna hery hifehy anazy mihitsy. \ No newline at end of file +\v 3 Nitometra tampasagna tagny ralilahy igny, Tsy misy nahatàna an'azy mihitsy, ndre tamin'ny rojo vy. \v 4 Voafatotra matetika tamina gadra vy miaraka amina rojo vy izy. Nitapatapainy de potika mihitsy rojo vy miaraka amn'ny gadra vy igny. Tsy nisy nanagna hery hifehy anazy mihitsy. \ No newline at end of file diff --git a/05/05.txt b/05/05.txt index c84b13f..2297491 100644 --- a/05/05.txt +++ b/05/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Na alina na atoandro tampasagna sy tan-drembohitra tegny, de nihoaikaika izy sady nandrangotra ny tegnany taminà vato marangitra. ndreka nahita an"i Jesôsy talavitra tegny izy, de nihazakazaka nagnatogna an'Azy sady nondrika talohany teo. \ No newline at end of file +\v 5 Na alina na atoandro tampasagna sy tan-drembohitra tegny, de nihoaikaika izy sady nandrangotra ny tegnany taminà vato marangitra. \v 6 Ndreka nahita an"i Jesôsy talavitra tegny izy, de nihazakazaka nagnatogna an'Azy sady nondrika talohany teo. \ No newline at end of file diff --git a/05/07.txt b/05/07.txt index b0c5442..dd41589 100644 --- a/05/07.txt +++ b/05/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 De nihoaika mafy be izy hoe: "ino ma mba raha ifandraisako aminao, a Jesôsy, zanak'Andriamanitra farany agnambo? Mangataka aminao aho amin'ny agnaran'Andriamanitra raika my, aza ampijalena aho." De izaka izy tam \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 De nihoaika mafy be izy hoe: "ino ma mba raha ifandraisako aminao, a Jesôsy, zanak'Andriamanitra farany agnambo? Mangataka aminao aho amin'ny agnaran'Andriamanitra raika my, aza ampijalena aho." De nizaka Izy tamin'azy hoe: " mengà amin'ny ralilahy io, a fagnahy maloto." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 9095cf6..85cf085 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -88,7 +88,6 @@ "05-title", "05-01", "05-03", - "05-05", "11-title", "11-01", "11-04",