Fri Oct 18 2019 15:15:43 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 15:15:44 -04:00
parent 7af71ed610
commit 6f04ac8b1c
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 De nampianatra an'iary zareo Izy ka nizaka hoe:"Tsy efa voasoratra ma hoe:" Ny tragnoko de zakaina hoe tragno fivavahana ho an'ny firenena maro aby io?" nefa nagnamboaranareo toerana fisitrian'ny mpangalatra. \v 18 Regnin'iary zareo lohan'ny mpisorona mbàn'iary zareo mpanoradalàna ny raha nizakainy ka de nitady hevitra hamonoana Anazy iary zareo. de natahotra Anazy iary zareo satria ny fokonolona variana tamin'ny fampenarany. \v 19 Ka ndreka alina andro, de nenga tamin'ny tanàna iary zareo.
\v 17 De nampianatra an'iary zareo Izy ka nizaka hoe:"Tsy efa voasoratra ma hoe:" Ny tragnoko de zakaina hoe tragno fivavahana ho an'ny firenena maro aby io?" nefa nagnamboaranareo toerana fisitrian'ny mpangalatra. \v 18 Regnin'iary zareo lohan'ny mpisorona mbàn'iary zareo mpanoradalàna ny raha nizakainy ka de nitady hevitra hamonoana Anazy iary zareo. Fa natahotra Anazy iary zareo satria ny fokonolona gaga tamin'ny fampenarany. \v 19 Ka ndreka alina andro, de nenga tamin'ny tanàna iary zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ka ndreka nandeha iary zareo tamandraigna de nahita ny fototr'aviavy igny nalazo hatramin'ny fakany. \v 21 De nahatadidy Petera ka nizaka hoe: Raby ô! jerevo fa nalazo ny aviavy nozognonao io.
\v 20 Ka ndreka nandeha iary zareo tamin'ny nandraigna, de nahita ny fototr'aviavy igny nalazo hatramin'ny fakany. \v 21 De nahatadidy Petera ka nizaka hoe: Raby ô! jerevo fa nalazo ny aviavy nozognonao io.

View File

@ -60,7 +60,7 @@
"11-11",
"11-13",
"11-15",
"11-20",
"11-17",
"11-22",
"11-24",
"11-27",