auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-24 01:38:20 -04:00 committed by root
parent 8161b4aa9f
commit 6eb60f6f63
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 66 \v 67 \v 68 Ndreka teo ambany ny kianja Petera, de nagnatogna an'azy ny raika tamin'ny mpiasa vavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsagnana namindro tamin'ny afo izy, de nandinika an'azy akeky. De nizaka izy tamin'azy hoe: "Ianao koa niaraka tamin'i Jesôsy. "Fa nandà izy, nagnano hoe: "Tsy lalako sady tsy azoko zay zakainao." Aveo de niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: "Iregny fandikana sanagny magnampy ho
\v 66 \v 67 \v 68 Ndreka teo ambany ny kianja Petera, de nagnatogna an'azy ny raika tamin'ny mpiasa vavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsagnana namindro tamin'ny afo izy, de nandinika an'azy akeky. De nizaka izy tamin'azy hoe: "Ianao koa niaraka tamin'i Jesôsy. "Fa nandà izy, nagnano hoe: "Tsy lalako sady tsy azoko zay zakainao." Aveo de niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: "Iregny fandikana sanagny magnampy hoe: "nagneno ny akoho, " fa