diff --git a/14/66.txt b/14/66.txt index b93709f..a781abf 100644 --- a/14/66.txt +++ b/14/66.txt @@ -1 +1 @@ -\v 66 \v 67 \v 68 Ndreka teo ambany ny kianja Petera, de nagnatogna an'azy ny raika tamin'ny mpiasa vavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsagnana namindro tamin'ny afo izy, de nandinika an'azy akeky. De nizaka izy tamin'azy hoe: "Ianao koa niaraka tamin'i Jesôsy. "Fa nandà izy, nagnano hoe: "Tsy lalako sady tsy azoko zay zakainao." \ No newline at end of file +\v 66 \v 67 \v 68 Ndreka teo ambany ny kianja Petera, de nagnatogna an'azy ny raika tamin'ny mpiasa vavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsagnana namindro tamin'ny afo izy, de nandinika an'azy akeky. De nizaka izy tamin'azy hoe: "Ianao koa niaraka tamin'i Jesôsy. "Fa nandà izy, nagnano hoe: "Tsy lalako sady tsy azoko zay zakainao." Aveo \ No newline at end of file