Mon Oct 21 2019 11:14:54 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 11:14:55 -04:00
parent d038054d55
commit 673cf723bb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndreka hideba lakana igny Izy, de nangataka tamin'Azy ralilahy devoly igny mba hagnaraka an'Azy. nefa i Jesôsy nambela an'azy handeha, fe kizaka tamin'azy hoe: "Andiana mody andragnonao mbàn'ny havanao agny de tantarao amin'iary zareo zegny raha namboarin'ny Tompo taminao mb
Ndreka hideba lakana igny Izy, de nangataka tamin'Azy ralilahy devoly igny mba hagnaraka an'Azy. nefa i Jesôsy nambela an'azy handeha, fe kizaka tamin'azy hoe: "Andiana mody andragnonao mbàn'ny havanao agny de tantarao amin'iary zareo zegny raha namboarin'ny Tompo taminao mbàn'ny namindràny fo taminao!" De nody izy de nikoragna ny raha namboarin'i Jesôsy tamin'azy tagny