diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt index 2c5647c..d9415d9 100644 --- a/11/11.txt +++ b/11/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha amin'ny kianja'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roambinifolo lahy. tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena . \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha tan-kianja'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roambinifolo lahy. tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena . \ No newline at end of file diff --git a/11/13.txt b/11/13.txt index 5629bd3..294428a 100644 --- a/11/13.txt +++ b/11/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 De nahita hazon'aviavy raika feno ravina talavidavitra tegny, de natognony tegny nijerevany sô de misy vôniny tamin'azy, de ndreka nandeha tegny Izy de tsy nahita ninonino \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 De nahita hazon'aviavy raika feno ravina talavidavitra tegny, de natognony tegny nijerevany sô de misy vôniny tamin'azy, de ndreka nandeha tegny Izy de tsy nahita ninonino hafa tsy ravina fotsiny, tratrin'ny mbola tsy taom-pamoazana aviavy tamin'io. \ No newline at end of file diff --git a/11/title.txt b/11/title.txt index e528fe6..85e81e8 100644 --- a/11/title.txt +++ b/11/title.txt @@ -1 +1 @@ -Toko 11 \ No newline at end of file +Toko faha 11 \ No newline at end of file