diff --git a/12/32.txt b/12/32.txt index 9484e43..c6b397f 100644 --- a/12/32.txt +++ b/12/32.txt @@ -1 +1 @@ -De nizaka mpanora-dalàna igny oe: "tsara arô zany, a mpampianatra! voazakanao marina tegnany fa Andriamanitra de raika my, sady tsisy afa tsy izy. Sady ndregny mankatia an'azy amin'ny fo marobe mbàn'ny amin'ny saignany marobe mbàn'ny hery arobe sady \ No newline at end of file +De nizaka mpanora-dalàna igny oe: "tsara arô zany, a mpampianatra! voazakanao marina tegnany fa Andriamanitra de raika my, sady tsisy afa tsy izy. Sady ndregny mankatia an'azy amin'ny fo marobe mbàn'ny amin'ny saignany marobe mbàn'ny hery arobe sady ndregny mankatia an'ny akamany karan'ny tegnany, de tsara be ambonin'ny rakitra orôna \ No newline at end of file