Thu Oct 17 2019 09:09:14 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 09:09:15 -04:00
parent d0cebf55d7
commit 55fb7956b2
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fa tonga de fantany Jesosy ny raha tagnatin'ny lohan'ny ary zareo . De nizaka Izy aveo: "Nagnino ra miertreritra raha karan'izany \v 9 anareo?aza arika ny moramora aminareo, ny mizaka ny mizaka amin'ny lilahy sembagna io hoe : voavela ny helokanao sa hoe: Mitsangana de batay fandrenanao de mandihana."
\v 8 Fa tonga de fantany Jesosy ny raha tagnatin'ny lohan'ny ary zareo . De nizaka Izy aveo: "Nagnino ra miertreritra raha karan'izany anareo? \v 9 aza arika ny moramora aminareo, ny mizaka ny mizaka amin'ny lilahy sembagna io hoe : voavela ny helokanao sa hoe: Mitsangana de batay fandrenanao de mandihana."

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Mba halalanareo n fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka et antany dia izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: "zao zakaiko aminao, mitsangana, batay fandrenanao de mandihana andragnonao. Tonga de nitsangana izy nibata ny fandrenany sady nibata ny fandrenany tamason'olona maro be teo, de gaga aby ary zareo sady nagnome voninahitra an'Andriamanitra de nizaka hoe: "tsy mbola nahita raha karan'ity ahay"
\v 10 Mba halalanareo n fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka et antany dia izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: \v 11 "zao zakaiko aminao, mitsangana, batay fandrenanao de mandihana andragnonao. \v 12 Tonga de nitsangana izy nibata ny fandrenany sady nibata ny fandrenany tamason'olona maro be teo, de gaga aby ary zareo sady nagnome voninahitra an'Andriamanitra de nizaka hoe: "tsy mbola nahita raha karan'ity ahay"