Tue Oct 22 2019 17:04:29 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 17:04:30 -04:00
parent abd25331ba
commit 554aba4377
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 10 Nenga tamin'izany pilasy izany Jesôsy de nandeha tamin'nyy faritran'i Jodia sy tamin'ny faritran'i ambanin'i tegnaranon'i Jordana, de nagntogna an'Azy ndreka ny fokonolona. Kara ny fataony, de nampianatra an'iary zareo ndreka Izy. De nagnatogna an'Azy ny fariseo mba hitsapa de nagnotany hoe: "mety amin'ny lilahy ma ny misaraka amin'ny vadiy?" Namaly
\c 10 Nenga tamin'izany pilasy izany Jesôsy de nandeha tamin'nyy faritran'i Jodia sy tamin'ny faritran'i ambanin'i tegnaranon'i Jordana, de nagntogna an'Azy ndreka ny fokonolona. Kara ny fataony, de nampianatra an'iary zareo ndreka Izy. De nagnatogna an'Azy ny fariseo mba hitsapa de nagnotany hoe: "mety amin'ny lilahy ma ny misaraka amin'ny vadiy?" Namaly Izy hoe: " Ino ma nandidian'i Mosesy anareo?" De nizala iary zareo hoe: "Mosesy de nagneky ny lilahy raika hanoratra taratasy fagnamarinana fisaraham-panabadena