Fri Oct 18 2019 15:25:43 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 15:25:44 -04:00
parent fc63d5f30a
commit 49a8cc2a3a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Izany mahatonga Anaha mizàka aminareo hoe:"zeny raha hivavahanareo sy nangatahinareo, minoa fa efa nahazo an'izany anareo, sady ho azonareo izany. \v 25 Ndreka mijoro sady mivavaka anareo de tsy maintsy magnadigno ny alahelo marobe anagnanareo na amin'iza na amin'iza. Amin'izay avelan'ny Rainareo an-danitra agny koa ny fahotanareo. \v 26 [Fagnamarihana: Ny fandikana tena tsara de tsy magnisy hoe: (jerevo amin'ny Mat. 16:15) Mk. 16:26 " Fa raha ts mamela koza anareo, de tsy hamela ny fahotanareo my koa ny Rainareo zay an-danitra agny."]
\v 24 Izany mahatonga Anaha mizàka aminareo hoe:"zeny raha hivavahanareo sy nangatahinareo, minoa fa efa nahazo an'izany anareo, sady ho azonareo izany. \v 25 Ndreka mijoro sady mivavaka anareo de tsy mentsy magnadigno ny alahelo marobe anagnanareo na amin'iza na amin'iza. Amin'izay avelan'ny Iabanareo an-danitra agny koa ny fahotanareo. \v 26 [Fagnamarihana: Ny fandikana tena tsara de tsy magnisy hoe: (Jerevo amin'ny Mat. 16:15) Mk. 16:26 " Fa raha ts mamela koza anareo, de tsy hamela ny fahotanareo my koa ny Rainareo zay an-danitra agny."]