Wed Oct 23 2019 12:45:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 12:46:00 -04:00
parent 2b1cc9bc01
commit 465af79cf8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nizaka mpanora-dalàna igny oe: "tsara arô zany, a mpampianatra! voazakanao marina tegnany fa Andriamanitra de raika my, sady tsisy afa tsy izy. Sady ndregny mankatia an'azy amin'ny fo marobe mbàn'ny amin'ny saignany marobe mbàn'ny hery arobe sady ndregny mankatia an'ny akamany karan'ny tegnany, de tsara be ambonin'ny rakitra orôna mbàn'ny sorona marobe." Ndreka hitan'i Jesôsy fa nagnome valin-teny kanty izy, de nizaka tamin'azy Izy hoe: "Tsy lavitran'ny fanjakan'Andriamanitra anao io." De tafa
De nizaka mpanora-dalàna igny oe: "tsara arô zany, a mpampianatra! voazakanao marina tegnany fa Andriamanitra de raika my, sady tsisy afa tsy izy. Sady ndregny mankatia an'azy amin'ny fo marobe mbàn'ny amin'ny saignany marobe mbàn'ny hery arobe sady ndregny mankatia an'ny akamany karan'ny tegnany, de tsara be ambonin'ny rakitra orôna mbàn'ny sorona marobe." Ndreka hitan'i Jesôsy fa nagnome valin-teny kanty izy, de nizaka tamin'azy Izy hoe: "Tsy lavitran'ny fanjakan'Andriamanitra anao io." De tafaran'izany, de tsisy olona nasahy nagnapetraka fagnotanena tamin'i Jesôsy koa. De namaly Jesôsy , ndreka nampianatra tao amin'ny tempoly Izy