diff --git a/09/20.txt b/09/20.txt index 1518b6a..91244bb 100644 --- a/09/20.txt +++ b/09/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 De nindôsiny tamin'Azy i zazalilahy igny, ka ndreka nahita an'i Jesôsy ny fagnahy ratsy igny, nampifanintosintogna an'azy izany. Lavo tambany zazalilahy igny sady feno faroratra vavany. \v 21 Jesôsy nagnotany an'iabany hoe: "Hafiriana no naha toy izao azy?" De nizaka iabany hoe: "Efa tamin'izy mbola zaza." \v 22 Ndraindraika ny fagnahy ratsy io namarigna an'azy tagnaty afo na tagnaty rano sady nagnandragna ny hamotika an'azy. Na hainao magnano raha marobe, de malahelova anay arô de mba taho ahay. \ No newline at end of file +\v 20 De nindôsiny tamin'Azy i zazalilahy igny, ka ndreka nahita an'i Jesôsy ny fagnahy ratsy igny, nampifanintosintogna an'azy izany. Lavo tambany zazalilahy igny sady feno faroratra vavany. \v 21 Jesôsy nagnotany an'iabany hoe: "Hafiriana no naha toy izao azy?" De nizaka iabany hoe: "Efa tamin'izy mbola zaza." \v 22 Ndraindraika ny fagnahy ratsy io namarigna an'azy tagnaty afo na tagnaty rano sady nagnandragna ny hamotika an'azy. Na hainao magnano raha marobe, de malahelova anay arô de mba tahio ahay. \ No newline at end of file diff --git a/09/23.txt b/09/23.txt index f7b2ac0..7289926 100644 --- a/09/23.txt +++ b/09/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Nizaka tamin'azy Jesôsy hoe: "'Na mahay anao'? Ny raha marobe hain'ny zegny mino." Niaraka tamin'igny iaban'ny zaza igny de nihoaika mafy sady nagnano hoe: "Mino aho! \ No newline at end of file +\v 23 \v 24 \v 25 Nizaka tamin'azy Jesôsy hoe: "'Na mahay anao'? Ny raha marobe hain'ny zegny mino." Niaraka tamin'igny iaban'ny zaza igny de nihoaika mafy sady nagnano hoe: "Mino aho! de tahio amin'ny tsy finôko!" Ndreka hitani Jesôsy ny fokonolona nihazakazaka nagnatogna an' \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index bb556d5..b8de2dc 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -167,6 +167,7 @@ "09-11", "09-14", "09-17", + "09-20", "11-title", "11-01", "11-04",