From 424d6cc005d3f7f97b7974c648a3aac8e3de0850 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Wed, 23 Oct 2019 01:22:30 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/22.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt index 3e585f0..9a0e311 100644 --- a/14/22.txt +++ b/14/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany ady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny andro zay hinanako zany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 22 \v 25 \v 23 Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny andro zay hinanako zany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file