Wed Oct 16 2019 14:54:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-16 14:54:18 -04:00
parent 8423a8db0b
commit 3ec685735e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 2 \v 1 \v 2 Nierigna tao kapernaomy Izy afaka kelikely de regny f tandragno tao. Maro tegnany ny olona nitangorogna de lasa tsisy ipetrahana koa ndre tambarangaragna, de aveo Jesosy nizaka raha tamin'ny ary zareo. De nisy lilahy amro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy. Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny . Ndreka nahta ny finoan'ny ary zareo? de nizaka Jesosy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: zanako, voavela ny helokanao. De arika misy sasany tamin'ny mpanora
\c 2 \v 1 \v 2 Nierigna tao kapernaomy Izy afaka kelikely de regny f tandragno tao. Maro tegnany ny olona nitangorogna de lasa tsisy ipetrahana koa ndre tambarangaragna, de aveo Jesosy nizaka raha tamin'ny ary zareo. De nisy lilahy amro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy. Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny . Ndreka nahta ny finoan'ny ary zareo? de nizaka Jesosy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: zanako, voavela ny helokanao. De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: Magnino mahatonga