From 3db5b6433fdbaad0068d2713a33cb5549ee87ce3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Wed, 23 Oct 2019 01:22:30 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/06.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/06.txt b/14/06.txt index d759fc4..7c641f0 100644 --- a/14/06.txt +++ b/14/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magnerana zao tontolo zao \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magneragna zao tontolo zao, \ No newline at end of file