From 3379047f416ef21e5b34a17c0818982210ce72f7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Wed, 23 Oct 2019 01:22:30 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/06.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/06.txt b/14/06.txt index 51e5d60..1a6c28a 100644 --- a/14/06.txt +++ b/14/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magneragna zao tontolo zao, de ho zakaina ny nataony raviavy ty \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: " Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magneragna zao tontolo zao, de ho zakaina ny nataony raviavy ty koa, mba ho fahatsiarovana an'azy." \ No newline at end of file