diff --git a/14/32.txt b/14/32.txt index ba0f5cb..e920223 100644 --- a/14/32.txt +++ b/14/32.txt @@ -1 +1 @@ -De tonga tagny amin'ny tanàna atao hoe Getsemane iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny mpianatrany hoe: "Mipetraha eto nambola mivavaka Zaho." De nitondra an'i Petera, sy Jakôba, ary Jaona niaraka tamin'azy Izy de nanomboka nalahelo sady ory. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Malahelo loatra ny Fagnaiko, ôtran'ny efa ho faty. Mitomera eto ka miambena." \ No newline at end of file +\v 32 De tonga tagny amin'ny tanàna atao hoe Getsemane iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny mpianatrany hoe: "Mipetraha eto nambola mivavaka Zaho." \v 33 De nitondra an'i Petera, sy Jakôba, ary Jaona niaraka tamin'azy Izy de nanomboka nalahelo sady ory.\v 34 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Malahelo loatra ny Fagnaiko, ôtran'ny efa ho faty. Mitomera eto ka miambena." \ No newline at end of file