auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-22 04:11:17 -04:00 committed by root
parent 0cdda6663b
commit 2c71f3d976
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zakaiko aminareo marina tegnany, ity taranaka ity de tsy ho lany ritra mandra-piseo an'zany raha marobe zany. Ny lagnitra sy ny tany de ho levogna fa ny teny koja tsy ho levogna mandrakizay. Fa ny momba an'zany andro sy lera zany, de tsisy mahafantatra, na de iregny anjely agny an-danitra aza, na ny Zanaka, fa ny Ray my.
\v 30 Zakaiko aminareo marina tegnany, ity taranaka ity de tsy ho lany ritra mandra-piseo an'zany raha marobe zany. \v 31 Ny lagnitra sy ny tany de ho levogna fa ny teny koja tsy ho levogna mandrakizay. \v 32 Fa ny momba an'zany andro sy lera zany, de tsisy mahafantatra, na de iregny anjely agny an-danitra aza, na ny Zanaka, fa ny Ray my.