Thu Oct 17 2019 18:01:27 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 18:01:28 -04:00
parent 74212cb4f2
commit 245af1f1df
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 \v 33 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe:Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo aby io.
\v 31 \v 32 \v 33 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io."