diff --git a/03/20.txt b/03/20.txt index d1d9047..0eba659 100644 --- a/03/20.txt +++ b/03/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 \v 22 De nody tandragno Izy, niaraka tonga ndreka ny fokonolona, de nanjary tsy afaka nihinagna aby iary zareo. Ndreka naregny momban'izany ny fianakavena, de nivôka iary zareo nangalaka an'Azy, satria nizakain'iary zareo hoe: "Very saina Izy." Arika iary zareo mpanoro-dalàna izay nijotso avy tany Jerosalema de nizaka fa: "Ipetrahan'ny Belzeboba Izy", ka, "Amin'ny alalan'ny \ No newline at end of file +\v 20 De nody tandragno Izy, niaraka tonga ndreka ny fokonolona, de nanjary tsy afaka nihinagna aby iary zareo. \v 21 Ndreka naregny momban'izany ny fianakavena, de nivôka iary zareo nangalaka an'Azy, satria nizakain'iary zareo hoe: "Very saina Izy." \v 22 Arika iary zareo mpanoro-dalàna izay nijotso avy tany Jerosalema de nizaka fa: "Ipetrahan'ny Belzeboba Izy", ka, "Amin'ny alalan'ny mpanapakan'ny devoly no androahana ny devoly." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 48aff7a..0e5ee19 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -78,6 +78,7 @@ "03-09", "03-11", "03-17", + "03-20", "11-title", "11-01", "11-04",