Tue Oct 22 2019 16:28:28 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 16:28:29 -04:00
parent 4fa5cf5775
commit 1d197fb8c8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 \v 43 \v 44 Fa ndre iza ndre iza magnano raha mahavignitra y raika amin'ny madinika mino Anaha io, de ny mety amin'azy de agnatogna vato be fikosoham-bary mifatotra amin'ny vozognany sady avarigna an-dranomasina. Na ny tagnanao mahatafintohina, de tapahy agny. Fa aleonao kilemaigna agny amin'ny fiaignana toy izay managna tagnana roy nefa handeha amin'ny afobe, zay tsy mety hovonina. [Fagnamarihana: Ny fandikana tena tsara de tsy magnisy ne fehezanteny amin'ny andininy
\v 42 \v 43 Fa ndre iza ndre iza magnano raha mahavignitra y raika amin'ny madinika mino Anaha io, de ny mety amin'azy de agnatogna vato be fikosoham-bary mifatotra amin'ny vozognany sady avarigna an-dranomasina. Na ny tagnanao mahatafintohina, de tapahy agny. Fa aleonao kilemaigna agny amin'ny fiaignana toy izay managna tagnana roy nefa handeha amin'ny afobe, zay tsy mety hovonina. \v 44 [Fagnamarihana: Ny fandikana tena tsara de tsy magnisy ne fehezanteny amin'ny andininy faha44 sy 46 hoe: "'zegny tsy maty mihitsy ny kankan'iary zareo sady ny afo tsy ho faty mandrakizay.'"]