auto save
This commit is contained in:
parent
3db5b6433f
commit
0b0b92c623
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magneragna zao tontolo zao,
|
||||
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magneragna zao tontolo zao, de ho zakaina ny nataony raviavy ty
|
Loading…
Reference in New Issue