Wed Oct 23 2019 10:31:58 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 10:31:58 -04:00
parent b811f783c2
commit 03aedc78a4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tonga ta-Jeriko iary zareo io. Ndreka nivôka ny tanâna niarka tamin'ny mpiantrany mbàn'ny fokonolona marobe Izy, nitometra tn-tandalagna ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, mpangataka sady tsy mahita. Ndreka nahita izy fa Jesôsy avy a Nazareta izany, de nanomboka nihoaikaika mafy izy sady nizaka hoe: "Jesôsy, Zanak'i Davida,
Tonga ta-Jeriko iary zareo io. Ndreka nivôka ny tanâna niarka tamin'ny mpiantrany mbàn'ny fokonolona marobe Izy, nitometra tn-tandalagna ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, mpangataka sady tsy mahita. Ndreka nahita izy fa Jesôsy avy a Nazareta izany, de nanomboka nihoaikaika mafy izy sady nizaka hoe: "Jesôsy, Zanak'i Davida, mamindra fo aminaha!" Nizakaina olona maro lilahy tsy mahita igny mba hizaka mora. Fa vomeka izy nihoaikamafy hoe: 3