2019-10-21 15:46:55 +00:00
|
|
|
Fantan'i Jesôsy fa nisy hery nenga tamin'Azy. Nitodika tamin'ny fokonolona Izy de nizaka hoe: "nizaka nikasika ny lambako?" De namaly an'Azy mpianatrany hoe: "hitanao olona marobe mifanisika aminaoio, de zakainao hoe: "iza mitàna anaha." De nizaha ny magnodidigna an'Azy Jesôsy mba hahitany ndregny nagnano an'izany.
|