2019-10-17 13:15:16 +00:00
|
|
|
\v 15 nihinan-kanina tandragnon'i Levy Jesosy miaraka amin'ny mpagnango-ketra de olona mpanota maromaro sy ny mpianatrany. Sady maro ary zareo nagnaraka Anazy tao. \v 16 De nisy mpanora-dalàna Fariseo nahita an'i Jesosy niaraka nihinagna tamin'ny olona mpanota sy ny mpamory hetra, d nagnotany Anazy hoe: "ka nagnino Izy miaraka mihinagna aminin'ny mpagnango-ketra."
|