2019-10-23 14:13:58 +00:00
|
|
|
\v 38 \v 39 \v 40 De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe: " Tsy fantanareo zegny angatahinareo. Anareo ma ka afaka misotro amin'ny kapôka zegny ny ninomako na hiaritra atao batisa amin'ny zegny hanaovana batisa Anaha?" De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Vitanay zany." De nizaka tamin'iary zareo Jesôsy hoe: "Ny kapôka zegny hinomako, de hinomanareo, de amin'ny batisa de zegny hanaovana batisa Anaha, no agnamborana batisa anareo koa. Fa zegny hitometra eo ann-tana
|