-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/10.txt

1 line
262 B
Plaintext
Raw Normal View History

Ndreka tandragno tao iary zareo, de mbola nangerigna nagnotany mikasika an'izany ndreka mpianatrany io. De nizaka Izy tamin'iary zareo oe: "N'iza n'iza lilahy misaraka amin'ny vadiny ka mangalaka viavy hafa de mijangajanga. Raha misaraka amin'ny vadiny ny viavy