-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/40.txt

1 line
411 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-23 07:10:55 +00:00
\v 40 De nierigna ndreka Izy de mbola nahita an'airy zareo nandry, fa te-hoandry be ny mason'iary zareo ka tsy nahita raha nizakaina tamin'azy koa iary zareo. \v 41 Nagnatogna fagnintelony Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka mbola mandry sady magnalaka aigna fehizay my anareo an? Jerevo! Ny Zanak'Olona homena vonoina mpanota. \v 42 Mitsangàna; andao andea atsena. Jerevo, efa akeky ny hamadika anaha."