-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/15.txt

1 line
291 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-23 05:22:30 +00:00
\v 15 Hatorony anareo ny efitragno agnonabe ambony misy entana zay efa voahomagna tsara. Ao no agnamboary ny fagnomagnantsena marobe." \v 16 De nandea ny mpianatra nandalo ny tanàna. Hitan'iary zareo zany araky zay efa nizakainy tamin'iary zareo, de nagnomagna ny hanina ny paka iary zareo.