-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/12/35.txt

1 line
550 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 35 De namaly Jesôsy, ndreka nampianatra tao amin'ny tempoly Izy; de nizaka Izy hoe: "Ino ma izakàn'ny mpanora-dalàna hoe Kristy de zanak'i Davida? \v 36 Vatategnan'i Davida, tamin'ny Fanahy sy Masina, nizaka hoe: "Ny Tompo nizaka tamin'ny Tompoko hoe: mitomera amin'ny tagnana ankavanako etsy, mandrapangamboarako an'ny fahavalonao ho fitomeran'ny tongotranao. \v 37 Vatategnan'i Davida mihitsy aza ndre nagnantso an'Azy hoe 'Tompo', ka de ino zany no maha zanak'i Davida an'i Kristy?" Niteno an'Azy tamin-kafalena aby ny fokonolona marobe tao.