2019-10-22 19:44:28 +00:00
|
|
|
\v 23 \v 24 \v 25 Nizaka tamin'azy Jesôsy hoe: "'Na mahay anao'? Ny raha marobe hain'ny zegny mino." Niaraka tamin'igny iaban'ny zaza igny de nihoaika mafy sady nagnano hoe: "Mino aho! de tahio amin'ny tsy finôko!" Ndreka hitani Jesôsy ny fokonolona nihazakazaka nagnatogna an'iary zareo, de nizakain'ny mafy ny fagnahy maloto igny sady nagnano hoe: " ho an'ny fagnahy môgna sady maregnina, mametra anao Aho,
|