\v 19 \v 20 Ndreka nandeha talavidavitra Jesôsy de nahita an'i Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalahiny;tagnatin'ny sambo magnano arato. Nantsovan'i iary zareo Izy de tonga de nenga Zebedio iabany