2019-10-22 09:11:52 +00:00
|
|
|
Ndreka maregny ady sy korana mikasika an'ady anareo, de aza mataotra; fa tsy mentsy hotonga zany, ka tsy mbola zany farany. Fa hisy firenena hanafika firenena, de hisy fanjakana hanafika fanjakana. Ka hisy horohoro-tany amin'ny tany samihafa, sady hisy mosary koa. Zany no fiatomboan'ny fijalen'ny fiterahana.
|