-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/06/26.txt

1 line
550 B
Plaintext
Raw Normal View History

Ndre de nampalahelo be an'ny mpanjaka izany, de tsy afaka nadà ny raha nangatahiny izy noho ny fanta nataony noho ny vahiny nasainy tamin'ny fihinana. Izany ny nahtonga an'azy nandidy miaramila raika avy tamin'ny mpiambina an'ny mpanjaka sady nandidy an'azy anazy hitondra ny lohan'i Jaona amin'azy eo. Nandeha ny mpiambina de nanapaka ny lohany tao an-dragnomizigna. Nandaony tambon'ny kopy ny lohany de nomeny an'ny zazaviavy igny, i zazaviavy igny koza nagnome anazy an'ny endriny. Ndreka regniny mpianatrany izany, de tonga iary zareo nangalaka