[Fagnamarihana: Ny fandikana taloha tena tsara de mangala ny Marka: 16: 9-20] Vô mandraigna tamin'ny andro nanomboka ny herignandro, tafaran'ny nitsanganany de niseho tamin'i Maria Magdalena eky Izy, ny nalainy devoly fito igny. De nandeha Maria de nikoranaa ny vaovao