-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/06/18.txt

1 line
353 B
Plaintext
Raw Normal View History

fa i Jaona nizaka an'i Heroda hoe: "ts mety amin'ny lalàna ny hanambadianao ny vadin'ny ampiandry aminao." De vignitra tamin'azy Herodiasy ka niaragna raha hamonoana an'azy, nefa tsy afaka, noho ny fahatahoran'i Heroda an'i Jaona; fantany fa olona marina masina be izy. De niaro an'azy izy. Nanahiran-tsaigna an'azy ny fitenoana an'izany, ka de mbola