-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/35.txt

1 line
333 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 35 Na zovy na zovy te-hamonjy ny tegnany de hampavery an'izany, de zay magnary ny tegnany avy aminahambàn'ny filazantsara, de ho voavonjy amin'izany. \v 36 Ka ino arika ny tombotsoa azon'olona raika, ndreka mahazo an'izao tontolo izao, de aveo very my ny tegnany? \v 37 De ino no mba omen'olona raika mba hanakalozany ny tegnany?