-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/01/35.txt

1 line
293 B
Plaintext
Raw Normal View History

Nifoha mandraigna be Izy, ndre de mbola mizigna ny andro; de nenga teo Izy de tamin'ny tany mangingina sady mitokana hivavaka. Niaragna Anazy i Simôna mbàn'ny olona niaraka tamin'Anazy io. Ndreka hitan'iary zareo amin'izay Izy de nizaka tamin'Azy iary zareo hoe:"Miaragna Anao aby ny olona."