-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/12/24.txt

1 line
276 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 24 De nizaka Jesôsy hoe: "Tsy izany ma izany ny antony maha diso hevitra anareo, satria tsy fantanareo na ny Soratra Masinana ny herin'Andriamanitra? \v 25 Satria na mitsangana amin'ny maty iary zareo, de tsy hanambady na omena vady, fa ho karan'ny anjely an-danitra agny.