-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/40.txt

1 line
208 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 40 Na tsisy manohitra antsena de miarka amintsena izy zay. \v 41 Na misy magnome rano eran'ny kôpy hinomina de tratriny hoe an'ny Kristy anao, de zakaiko marina tegnany, fa tsy ho very ny valim-pitiavany.