\v 9 Sambatra ny mpampihavana, fa iary zareo no antsovana hoe zanak'Andriamanitra. \v 10 Sambatra zegny anjehina avy amin'ny fahamarinana, fa an'iary zareo ny fanjakan'ny lanitra.