\v 25 Ndreka nivoaka tantany ny fokonolona, de niditra tagn'efitra Izy ka nagnala an'azy tamin'ny tànana, de nitsangana i zazavavy igny.\v 26 Niparitaka nagneragna ny faritra marobe ny vaovao mikasika an'zany.