1 line
292 B
Plaintext
1 line
292 B
Plaintext
\v 1 Niditra tan-dakana Jesôsy, nitsaka, de tonga tagny an-tanan-tanànany.\v 2 Ka, nisy lilay marary rekitra nandry tam-pandrena nandan'iary zareo tamin'Azy. Ndreka nahita ny finoan'iary zareo Jesôsy, de nizaka tamin'ny marary rekitra Izy hoe: "Anaka, afaka anao. Efa voavela ny helokao." |