-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/49.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 49 Ho karan'zany amin'ny fahataperan'zao tontolo zao. Ho avy iregny anjely ka hagnasaraka iregny ratsy fagnahy amin'ny marina. \v 50 Ho atsipin'iary zareo ao amin'ny fagnorôna leibe mirehitra afo iary zareo, zay hisy ny fitomagniana sy ny fiadia-nify.